FIAINANA EFITRA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FIAINANA EFITRA




Fiainana efitra
no niainako tany,
nampandefitra
ny tena sesilany.



Fiainana efitra
tsy nahitana soa
ka nahatezitra
rehefa mba voa.



Fiainana efitra
tsy sahaza akory
fa efa hevitra
tsy hahitako tory.



Fiainana efitra
tsy nisy fifaliana,
nampirehitra
ahy iny fijaliana.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
297 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111