You are here: home > Vetso

MIRAY HINA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?




MIRAY HINA




Tsy fianakaviana lafatra
    no zava-tadiaviko
fa fianakaviana miray
azo ambara ho fitaratra,
   mivoy ny hoaviko
hitony eto amin'izay !




Fredy JAOFERA



Hametraka hevitra

Midira aloha