MIRAY HINA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIRAY HINATsy fianakaviana lafatra
no zava-tadiaviko
fa fianakaviana miray
azo ambara ho fitaratra,
mivoy ny hoaviko
hitony eto amin'izay !
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana - Fianakaviana - fiainana - Eritreritra mandalo - Alahelo - Aingam-panahy - Ady
