FIHETSEHAM-PO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FIHETSEHAM-PO





Fihetseham-po
tsara indrindra
itony fitiavana
raha mifamaly ;
izay no tena to
tsy azo afindra,
sady goavana
no mampifaly.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
326 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 13/02/2023 10:26
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145