You are here: home > Vetso

FIJALIANA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?



FIJALIANA





Fijaliana
ny mitia
olona tsy ho azo ;
faharariana
mampahia
na mety ho tazo !




Fredy JAOFERA



Hametraka hevitra

Midira aloha