You are here: home > Vetso

FIOVAN'NY TENA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?





FIOVAN'NY TENA





Ny fiovan'ny tena
no ilaina indraindray
fa tsy ny fiovan-javatra
vao ny fandresena
no ho hita amin'izay
hampiravo eto fatratra.




Fredy JAOFERA



Hametraka hevitra

Midira aloha