FON'NY VELONA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
.FON'NY VELONA
Ry olombelona,
izao no ato anaty
sy hafatra iray :
ny fon'ny velona
no fasan'ny maty
mandrakizay.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fisarahana - Ahy - Fahatsiarovana - Fiaraha-monina - Fananarana - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
