GOGOGOGO (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
GOGOGOGO





Ny gogogogo irery
dia ratra ao am-po
tsy sitran'ny taona
hanovozana hery
tsy izao no manjo
fa ny dera foana.





Fredy JAOFERA
--------
Lien:
536 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.016