You are here: home > Vetso

HADINONAO VE ? - Fredy Jaofera

Azo vakiana?


HADINONAO VE ?





Hadinonao ve
‘reo hirahirantsika
fa ny foko kely ange,
mivetso lava toa mozika ?




Hadinonao ve
‘lay takarivantsika
fa n’aiza n’aiza aleha,
mbola mamy mahasariaka ?




Hadinonao ve
ny fahatsiarovantsika
fa ny mbola hany sisa re,
kalokalo iray mandriaka ?







Fredy JAOFERA

Sokajy : Alahelo, Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Fredy Jaofera


Nampiditra : 3004
Daty : 06/03/2009
Mpamangy : 617
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

TAVANY
MOZIKA
NANEFY NY TOETRAKO
FITAFY
MIHIRA
REHEFA
HEHY
MAMOHA POETY
ADY MARO
TSY HO AZONAO NY FOKO