You are here: home > Vetso

HAFA FANDRY - Fredy Jaofera

Azo vakiana?



HAFA FANDRY





Mafy ny mandeha
rehefa te hijanona,
mafy ny mihomehy
rehefa te hitomany
fa zakaina eto ange
mbola hahavanona
ny ora izay mifehy
ka hafahafa ihany.





Fredy JAOFERA





Hametraka hevitra

Midira aloha