HAFATRA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HAFATRANy ranomaso dia hafatra
tsy hain'ny fo
ambara amin'ny teny,
indraindray oram-baratra
fa ny nanjo,
mahory mafy lavareny.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Ahy - Embona - Fisarahana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy