You are here: home > Vetso

HEHY - Fredy Jaofera


HEHY







Ny hehy, ry zareo,
dia vovo-pifaliana
mampihevina ny fo,
mampisinda toreo
sy tsara hotafiana
ka iaino fa mba to !






Fredy JAOFERA




Hametraka hevitra

Midira aloha