HERIN'NY TOKANTRANO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny haja sy ny fitiavanaNo andry tsy ilana fandavana ;
Ny ady sy ny fitiavana
No toky kendreho hampihavana ;
Ny vola sy ny fitiavana
No jiro ataovy mitandavana ;
Ny vady sy ny fitiavana
No harena miampy fahasoavana ;
Ny ezaka sy ny fitiavana
No ahavitana zavatra goavana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Mariazy
Commentaires
SOBIKA
(
09/05/2007 14:36)
Lafatra loatra
misaotra
misaotra
