HITAM-POKO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HITAM-POKO Hitam-poko,
hitam-pirenena
ny fahantrana
ka mandoko
sary mahonena
tsy hay fafana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Tanindrazana - Embona - Fiaraha-monina - Fananarana - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
