INDREO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
INDREO





Ny rano izay efa nararaka
dia ianjadiam-panenenana
rehefa mahasosotra foana ;
ny fianakaviana misaraka
dia eny am-pandevenana
vao indreo tafahaona.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
553 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0184