You are here: home > Vetso

IRAY MONJA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?






IRAY MONJA






Iray monja
ny reny izay ananana
ka mafonja
ny fitia izay iadanana





Iray monja
ny reny tsy voasolo
ka manonja
ny foko manontolo.





Iray monja
ny reny tsy manary
ka mifonja
ny eto ho lavorary.





Fredy JAOFERA





Hametraka hevitra

Midira aloha