ISIKA IHANY (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ISIKA IHANY




Raha toa ka atontaly
sy tsy isalasalana
rehefa hadihadina :
isika ihany no mijaly
noho ny fanimbana
vitan'ireo izay tiana.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
400 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0122