IZAO NO MARINA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IZAO NO MARINA





Raha tsy ao ny ahiahy
fa mandry re, rahavana,
itony saina miara-dia :
ny hafalian'ny fanahy
no miteraka fitiavana
sy fiadanana ho doria.





Fredy JAOFERA
--------
Lien:
185 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0126