IZAY NANIMBA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IZAY NANIMBANa inona no ezaka sy tolona
hahombiazantsika miaraka
sy hahazoana fanambinana,
izay nanimba fiainan'olona
tamin'ny lainga vary raraka,
hopotehin'ny fahamarinana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fahatsiarovana - fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy
