You are here: home > Vetso

IZAY VOASORATRA - Fredy Jaofera



IZAY VOASORATRA





Izay voasoratra
dia hitohy
fa izay voateny
dia ho faty ;
hivadika ohatra
tsy hamoy,
mitory ombieny
ny ao anaty.




Fredy JAOFERA


Hametraka hevitra

Midira aloha