Ampidiro aloha ny tenimiafina
KITROTRO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
KITROTRONy fitiavana toy ny kitrotro
ka arakaraka ny iainana azy
vao tena tsaroana marary ;
atao ahoana moa fa mitrotro
aretina marina ka manasazy
'tony fotoana tsy hanjary.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
ahy - Fahatsiarovana - fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
