LAZAO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
LAZAO




Aza lazaina amin'ny vava
fa lazao amin'ny asa
rehefa misy fitiavana
no hafatra iray lalandava
mbola indro mikasa
fitoniana te hihavana.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
43 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 05/07/2025 06:46
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0177