LITERATIORAN'NY TORIMASO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
LITERATIORAN'NY TORIMASO





Literatioran'ny torimaso
ireo nofy mitranga
amin'ny alina tony
ka velomy ange, alefaso
fa tantara manga
misintona ambony.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
359 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 14/06/2022 15:24
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146