Ampidiro aloha ny tenimiafina
MAHASAROBIDY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MAHASAROBIDYAoka ho tadidy
tomandavana
sy hifikirana :
mahasarobidy
ny fitiavana
ny halavirana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fisarahana - Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
