NAHITA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NAHITA




Mafy aloha ny ady
vao indro nahavita
ny lahasa ange :
ny saina no nitady
fa ny fo no nahita
ny lalan-kaleha.




Fredy JAOXERA
--------
Rohy:
358 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0508