MAHITA FOMBA (Fredy Jaofera)

(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MAHITA FOMBA





Rehefa momba
ny, hoe, fitiavana
ny resaka atao,
mahita fomba
ahatongavana
rehefa tia anao.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy: https://vetso.serasera.org/tonokalo/fredy-jaofera/mahita-fomba
155 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 08/01/2023 15:43
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.2721