MPAMAFA TAVA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MPAMAFA TAVA





Ialao ny hanihany
ka aoka re hazava
eto foana ho doria :
tsy mampitomany
fa mpamafa tava
ny olona tia !...





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
458 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 06/08/2022 22:55
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0905