MANAHYY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MANAHY




Tsy mandany fotoana
amin'ny olo-nandratra
itony fo amam-panahy
fa dia tena nahamoana
tsy nampoiziko hihatra
ny nisy ka eto manahy.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
54 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 07/03/2024 11:42
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148