MANAMPY (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MANAMPY




Ny elanelana indraindray
dia manampy hitia anao
bebe kokoa, na ahoana ?
Marina izany raha tsy hay
fa tsy rediredy mba natao
hampanahy mafy foana.




Fredy JAOFRA
--------
Lien:
258 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Fredy Jaofera
Inséré par : 3004
Date : 01/08/2025 06:30
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117