MANANDRANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MANANDRANA





Ny vina dia efa hita
ka aoka re hihelina
fa manoha randrana ;
rehefa tsy mahavita,
aza manelingelina
an'izay manandrana.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
845 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012