Ampidiro aloha ny tenimiafina
MANDALOVA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MANDALOVANy aty, tsy miova
hatramin'izao
fa tia tsy miteny
ka mandalova
raha sitrakao
no irina ombieny.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Fisarahana - Embona - Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
