MANDRA-PIVERINAO (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MANDRA-PIVERINAO




Mandra-piverinao,
lava ny andro rehetra,
tsy mety mandao
ny sento fa mitoetra.



Mandra-piverinao,
ny alahelo eto ihany ;
ny ao anatiko ao
toa hafahafa izany.



Mandra-piverinao,
mangina, sady irery ;
tsy dia te hilalao
no zavtra manery.



Mandra-piverinao,
solotena ny soratra
mitory ainga vao
sy fitiavana, ohatra.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
237 1
Fans: RManda
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117