MARAINA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MARAINAEfa ketraka lalina
vao nisy nantenaina
ny toky nananana ;
nandalo ny alina
vao nahita maraina
nitondra fiadanana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Embona - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
