You are here: home > Vetso

MIALA MANGINA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?




MIALA MANGINA





Tsy nitokiana
matetika moa
fa sao marikivy
ny paoma ka miarina !...
Miala mangina
no tiako kokoa
rehefa mahakivy
sy tsy hay anarina.




Fredy JAOFERA



Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Fredy Jaofera


Nampiditra : 3004
Daty : 18/05/2020
Mpamangy : 163
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

NOELY
NY KOLONTSAINA
TSY KABARIN-TSAKA
TE
NY TALENTA
MANIMBA FIRENENA
ANDOSIRAKO
MALAGASY
TSY MBA VATRANY
NOELIM-PITSERANA