MIFAMPATOKY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIFAMPATOKY




Tiako ny pikany
kanto aok'izany
ka mbola mamoky ;
tsy misy dikany
ny elanelan-tany
raha mifampatoky.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
550 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122