MIHIDY (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIHIDYSafidy
izay koloiko,
na lasa nandao :
mihidy
ato am-poko
ny fitiaavako anao.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Fisarahana - Fananarana - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
