Ampidiro aloha ny tenimiafina
MISENTO (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MISENTONy fo misento
dia tsy manana
izay tadiaviny ;
ry ora !...Ento
ho fiadanana
ny hoaviny !
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Embona - Ahy - Fahatsiarovana - Fiaraha-monina - Fananarana - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
