MISY DIA MISY (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MISY DIA MISYTsy mamely, sanatria,
fa ny mamololona
tsy azo takonana :
misy dia misy tsy tia
fahasoavan'olona
fa be fialonana.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
