MISY FIALONANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MISY FIALONANA





Misy fironana
tsy mitsaha-manakaiky,
mamely ny olona mijafa ;
misy fialonana
amin'ireo tsy manaiky
ny hasambaran'ny hafa.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
453 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0186