MISY MALAHELO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MISY MALAHELO Mila ho helo
ny mitatao
sy mifatratra ;
misy malahelo
mahita anao
manan-javatra.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fisarahana - Embona - Ahy - Fahatsiarovana - Fiaraha-monina - Fananarana - Alahelo - Fiainana - Aingam-panahy
