MISY MANONTANY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MISY MANONTANY




Misy manontany
raha mahatsiaro
anao ny tena ;
tonga dia tomany
mbola maromaro
no mandena.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
484 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0159