MITADY VAOVAO (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MITADY VAOVAO




Mitady vaovao
no anoratana
fa tsy re ianao
hamiratana.



Mitady vaovao
mba hifaliana
fa dia tao ho ao
be fanahiana.



Mitady vaovao
hitaona ny fo
fa saika nandao
ny nisy sy to.



Mitady vaovao
hitondra kely
izao orako izao
irony tantely.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
306 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0111