You are here: home > Vetso

MOZIKA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?




MOZIKA





Tsy mahasoratra aho
raha tsy misy mozika
manainga mangina,
hamoha tsotra izao
ny taona nandriaka
na ireo nitokiana !




Fredy JAOFERA





Hametraka hevitra

Midira aloha