NAMANA MARINA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NAMANA MARINATsy ny resa-barotra
nisy anikeheo
no tiana hitarina ;
ny fotoan-tsarotra
dia mampiseho
ny namana marina.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
