NAMBANINA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NAMBANINA





Nambanina,
noharatsina
fa manan-tsoa
tsy zaka tokoa.




Nambanina
sy niadiana
fa manan-kery
tianao ho very.




Nambanina,
notsindriana
fa be fialonana
lavi-piononana.




Nambanina,
izay niniana
fa ny mandeha,
manandratra re.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
8 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 22/07/2026 21:07
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113