NANASOHASO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NANASOHASONy poezia
dia fahatsiarovana
be ranomaso
ka miriaria
fa 'reo nandalovana,
nanasohaso.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fiononana - fananarana - Fisarahana - Fahatsiarovana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy
