NANDRATRA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NANDRATRANy alahelo aloha afaho,
na indraindray mampijafa
eny foana tsy hay vonoina ;
ny olona nandratra anao
dia mitantara zavatra hafa,
milaza ho niharam-boina.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
