NODORANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NODORANA





Te hifantoka
dia nohobina ;
hazo natsatoka
ka nirina !



Nisy elanelana
dia navahana ;
hazo namelana
ka nitsahana.



Fo te hisokatra
dia nangorana ;
hazo namokatra
ka nodorana !





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo - ahy - Alahelo
1490 2
Mpakafy: booboo - toetra
Hevitra mandeha
toetra ( 20/05/2005 22:07)
Mahafinaritra ny rafitra : teny fohy isan'an-dàlana.
Fohy ny tononkalo fa mahafaoka be.
Mirary soa.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 03/03/2005 01:24
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144