You are here: home > Vetso

NOELY NO TONGA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?




NOELY NO TONGA





Noely no tonga
ka mahavariana ;
jereo ny kilonga
fa be fifaliana.




Noely no tonga
ka hafinaretana,
efa mahadonga
no manentana !




Noely no tonga
ka jiro igagana
mpirongaronga
no fanantenana.




Noely no tonga
ka dera sy laza
fa tsy somonga
ho an'ilay zaza.




Fredy JAOFERA


Mombamomba

Mpanoratra : Fredy Jaofera


Nampiditra : 3004
Daty : 07/12/2020
Mpamangy : 693
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

HOY
TSY ATAOKO SAKANA
INDRAY ANDRO IZAY
REHEFA MATIN-KAMBO
NY HAZOKO
HALAVIRANA
VERY LANJA
TADIAVINA
REVO
TSY NAHASEHAKA