NOFINOFY SISA ! (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NOFINOFY SISA !



T Tsy ilaina ve ny hanoratana any intsony
I Indrindra rehefa izany no eto tsy mitony ?
A Asa fa ny ainga sy ny foko mihira anao
K Kotsa ilay fitiavana tsy mahay mandao.
O Oriory aho kanefa atao ahoana moa ?...



I Iny alefako any ny voadintsika roa !
A Ataovy rehareha fa mamy sy tsy foy
N Na aza hadinoina ka tiavo sy koloy.
A Atsidiko eto ireny tsiky tsy hita isa,
O Oroka mangina toa nofinofy sisa !



Fredy JAOFERA
--------
Lien:
1129 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115